|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manavana
Fototeny  2 havana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manatsikera, na manala ny lavenona avy ao am-patana [1.1]

Teny iditra (2/3) 9  manavàna
Fototeny  10 havana
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manavana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (3/3) 12  mañavana
Fototeny  13 havana
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15 [Antesaka] zatra, kinga [1.78]

Fivaditsoratra  manavana, mañavana, manavàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15