|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manatsikera
Fototeny  2 tsikera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy mamela hifatratra na hifitsaka: Manatsikera landihazo hatao sesi-kidoro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 fouiller, critiquer [1.5]
Ohatra  10  ery amin' ny fara-vodilanitra ery ary injany rivotra maherihery fihavy mampidoladola ny hazo ao an-tanàna, sy manatsikera ny tafon-trano ravinala. [2.499#114]

Teny iditra (2/2) 11  manatsikerà
Fototeny  12 tsikera
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsikera [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manatsikera, manatsikerà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15