|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manatrana
Fototeny  2 satrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao satrana, manandrana zavamaneno [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to cock, to fix the cock of a gun so as to be ready to fire. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 faire un prélude, essayer un instrument [1.3]

Teny iditra (2/2) 11  manatràna
Fototeny  12 satrana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatrana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  14 mananatra, 15 manantara, manatrana, manatràna, 16 marantana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13