|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manatontosa
Fototeny  2 tontosa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao tsara tanteraka: Manatontosa ny adidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to complete a thing, to finish a work [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 compléter, terminer un travail [1.8]
Ohatra  11  Ry zareo anefa no tena manatontosa ny fahalavorarian' ny Gethsemania. [1.369#]
12  Raha tiana ny hankatoavana ny fandehan' ny fifidianana eto Madagasikara dia tsy maintsy manatontosa ny andraikiny ny CENIT. [4.27#]

Teny iditra (2/2) 13  manatontosà
Fototeny  14 tontosa
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatontosa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manatontosa, manatontosà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15