|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manasavovona
Fototeny  2 savovona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampifanongoa, manavosa: Nanasavovona ny fanaka rehetra taoan-tokotany izy aloha vao lasa nitady fiara hitatitra azy [1.1]
Tovy hevitra  9 manavovona

Teny iditra (2/2) 10  manasavovòna
Fototeny  11 savovona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasavovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manasavovona, manasavovòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14