|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manapoizina
Fototeny  2 poizina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy poizina: Nisy nanapoizina, hono, ny rano ao am-pantsakana
9 Manome poizina: Karohin' ny polisy ny olona nanapoizina azy
10 Manimba, mamohehatra: Manapoizina ny tanora ny boky toy itony [1.1]

Teny iditra (2/2) 11  manapoizìna
Fototeny  12 poizina
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manapoizina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manapoizina, manapoizìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13