|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  manambaka
Fototeny  2 amb
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamitaka amin' ny varotra (na amin' ny fakana tombony be loatra, na amin' ny fiangarana amin' ny lanja na amin' ny fivarotana zavatra tsaraivelany fotsiny fa ratsy na tsisy vidiny): Tokony hosazin' ny fanjakana mafy ny mpivarotra manambaka
9 Manararaotra ny tsy fahalalan' ny olona iray ka mamitaka azy: Lozan' izay manambaka zaza fa tsy ho tantiny ny todin' izany
10 Miangatra na manao izay handresen' ny tena na haharesen' ilay mpifaninana amin' ny tena amin' ny fomba tsy an-drariny, an-kafetsena: Tokony hofadina ny manambaka amin' ny lalào, fa sady tsy rariny no mahamenatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to deceive, to defraud, to impose upon, to overreach, to take an unfair advantage of, to circumvent. [1.2]
12 to defraud, to deceive [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 tromper, tricher: Aza manambaka toy izany raha mivarotra ianao (Ne trompez pas de la sorte en vendant) [1.3]
14 tromper [1.8]
Ohatra  15  Tamana manambaka ny adala ialahy, ka ataoko mandoa hanin-kinana anio. [2.588#]
16  Fa ny andriamanjaka tsy mba azo andramana, fa ny mpanom-po manambaka no mahay maty. [2.298#]
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 18  manàmbaka
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  20 [Bara] manavaka [1.78]

Teny iditra (3/4) 21  manambaka
Sokajin-teny  22  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  23 [Sihanaka] fomba fitolon'omby [1.78]

Teny iditra (4/4) 24  manambaka
Fototeny  25 ambaka|ambàka
Sokajin-teny  26  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambaka [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manambaka, manambàka, manambakà, manàmbaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15