|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manambahamba
Fototeny  2 hambahamba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny voronkely manainga (elatra) toa mitsapa hery alohan' ny hanidinany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to hesitate to depart, to be in doubt, to flutter about, as fledglings afraid to fly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 essayer en hésitant, faire ou dire avec hésitation [1.3]

Teny iditra (2/2) 11  manambahambà
Fototeny  12 hambahamba
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambahamba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manambahamba, manambahambà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15