|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manamasina |
| Fototeny | 2 masina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina, hanana hery, fahefana, hamboniana: Manamasina meday
9 Manaja, mitsaoka: Tsy mety ny manamasina ny sampy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to consecrate; to make holy
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 sanctifier
[1.3, 1.107] 12 consacrer [1.3, 1.8] 13 bénir, adorer, honorer [1.3] 14 s'appuyer sur [1.3] 15 rendre saint [1.8] |
| Tovy hevitra | 16 mankamasina |
| Teny iditra (2/2) | 17 manamasina |
| Fototeny | 18 masina |
| Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamasina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | manamasìna, manamasina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|