|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manamandina
Fototeny  2 mandina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga ho mandina, manao izay hahamandina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 polir, donner du lustre, rendre lisse [1.3]

Teny iditra (2/2) 10  manamandìna
Fototeny  11 mandina
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamandina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manamandìna, manamandina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15