|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manamaizina
Fototeny  2 maizina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga ho maizina: Manamaizina ny trano io hazo midoroboka io ka aoka hotapahina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to darken, to make dark [1.2]
10 to make dark [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 obscurcir [1.3, 1.107, 1.8]
12 plonger dans l'obscurité [1.3, 1.8]
Ohatra  13  ny alahelonao noho ny fisarahanao amiko, izay manaloka ka manamaizina izao marainan'ny fiainanao izao, dia mbola ho lasa [2.324]
14  manamaizina ny trano ny aloky ny hazo (l'ombre des arbres rend la maison obscure) [1.3#12]

Teny iditra (2/2) 15  manamaizina
Fototeny  16 maizina
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamaizina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manamaizìna, manamaizina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13