|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manalava
Fototeny  2 lava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manohy, manovona: Iza no nanalava itỳ tady itỳ?
9 Mahatonga hitaritarika, mampitarozaka: Manalava resaka koa Rangahy iny ka very foana teto ny andro
10 Manela: Manalava ny adin' ny olona io mpitsara io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to lengthen [1.2, 1.7]
12 to prolong the time [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 allonger; prolonger, proroger [1.3, 1.8]
Ohatra  14  manalava resaka izaitsizy izy (Il prolonge étonnamment la conversation) [1.3#391]
15  manalava ny adintsika io mpitsara io (Ce juge prolonge notre procès) [1.3#391]

Teny iditra (2/2) 16  manalava
Fototeny  17 lava
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalava [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manalavà, manalava

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15