|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manalalana
Fototeny  2 alalana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manelanelana: Manalalana antsika amin' Andriamanitra ve ny Razana?
9 Mitondra hafatra: Rabeno nalefako hanalalana tany amin' ny lehibe, nefa mbola tsy nahazo valiny aho
10 Miraharaha zavatra amin' ny fanelanelanana: Tsy vitanao mivantana io fa aoka ianao hanalalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to send repeated messages through a third person; to send a messenger repeatedly; to be in the habit of employing another to convey messages. [1.2]
12 to act as go-between [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 Etre messager, entremetteur, intermédiaire, médiateur, intercesseur, parlementaire: Manalalana antsika amin' Andriamanitra Jeso-Kristy. Jésus-Christ est notre médiateur auprès de Dieu
14 Envoyer comme messager, comme intermédiaire, etc: Nanalalana ny zanako tany amy ny governora aho fa tsy mbola nahazo valy (J'ai envoyé mon fils comme messager auprès du gouverneur, mais je n'ai pas encore eu de réponse)
15 Traiter une affaire par un intermédiaire: Nanalalana izany raharaha izany tamy ny tompon-trano aho, fa tsy mbola rakitra (J'ai traité cette affaire avec le maître de la maison par le moyen d'un intermédiaire, mais ce n'est pas encore fini) [1.3]
16 agir en intermédiaire, en médiateur [1.8]
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 18  manalalàna
Fototeny  19 alalana
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalalana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manalalana, manalalàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15