|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manakotrana
Fototeny  2 kotrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina
9 Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina
10 Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika [1.1]

Teny iditra (2/2) 11  manakotràna
Fototeny  12 kotrana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakotrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manakotrana, manakotràna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13