|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manakombona
Fototeny  2 kombona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampifanatona zavatra roa mihataka ka manao izay hifanaronany: Manakombona ny tanana
9 tandremo fa na dia mitovy aza ny hevitra, ny fiteny samy hafa: Manakombona boky, manakatona varavarana, manakimpy ny maso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to close the lips or a book, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 fermer les lèvres; fermer un livre, etc [1.8]
Ohatra  12  Aza manakombona ny vavan' ny omby mively vary. [2.996#]
Mpanahaka  13  manakatona, 14  manakimpy

Teny iditra (2/2) 15  manakombona
Fototeny  16 kombona
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakombona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manakombòna, manakombona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15