|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manakatona
Fototeny  2 katona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandrindrina, manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana ka tsy mivoha izy amin' izay: Ndeha hanakatona ny varavarankely indrindra aho no nahita azy nandositra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to close a door, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 fermer une porte, etc [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  manakatòna
Fototeny  12 katona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakatona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manakatona, manakatòna, 14 manakotàna, manakotana, 15 manan-katao

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15