|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manakiana
Fototeny  2 kiana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manome tsiny: Tsy ilaozan' olona hanakiana ny zavatra ataonao fa aza kivy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to criticize details, to find fault [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 censurer [1.3, 1.8]
11 blâmer [1.3]
12 critiquer [1.8]
Ohatra  13  Na dia eo aza ny fitiavanao ny Fiangonana, io ianao fa manakiana ny fitsipika ao aminy. [1.369#]

Teny iditra (2/2) 14  manakiàna
Fototeny  15 kiana
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakiana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manakiàna, manakiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14