|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manakarama
Fototeny  2 karama
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka olona hanao asa ho an' ny tena ka omena vola izy amin' izany: Iza no manakarama anareo telo lahy [1.1]
Tovy hevitra  9 manarama
Mpanahaka  10  manarama

Teny iditra (2/2) 11  manakaramà
Fototeny  12 karama
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakarama [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tovy hevitra  14 manarama

Fivaditsoratra  manakaramà, manakarama

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14