|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manakambana
Fototeny  2 kambana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manambatra: Manakamban-tanana
9 Mampiray: Andriamanitra no nanakambana voalohany ny lehilahy sy ny vehivavy ho mpivady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to join together, to unite [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 réunir, joindre, ajuster, unir, mettre ensemble, réconcilier; renouer une alliance [1.3]
12 joindre, unir [1.8]
Ohatra  13  Miharihary fa raha ny hamorona voan-teny tokana, toy ny hoe trano, maso, vay, saina, dia efa sarotra: ny manakambana no azo atao. [2.285#]

Teny iditra (2/2) 14  manakambàna
Fototeny  15 kambana
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakambana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manakambana, manakambàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15