Teny iditra manaiky ambony ihany
Singan-teny manaiky ; ambony ; ihany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manaiky izay lazaina aminy, tsy ampiheverana fa an-jamba fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To agree readily to anything without consideration. [1.2]
Tovy hevitra manaiky be ~ manaiky befahatany

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21