Teny iditra ihany
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tsy misy afa-tsy, irery: Izy ihany no itokiako
Na manao ahoana na nianao ahoana: Andeha ihany aho
Azonao ampijalina aho fa holaviko ihany ny fiampanganao rehetra tsy marina
Tsy maninona: Aoka ihany fa sahirana ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Only, just, tolerably [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Seulement, même; vraiment [1.8]
Kamban-teny 
Mpanahaka  fotsiny ~ monja

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27