Teny iditra | manaikera > manaikitra (kaikitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miketoka, mamely amin' ny nify: Avy hatrany dia manaikitra io alika io fa tandremo Manindrona: Manaikitra ny moka amin' ny fahavaratra Masiaka amin' ny lanilany: Manaikitra ny sakay Maharary: Manaikitra ny kiraro fa vao Mihinana, mahazo tsara, miraikitra tsara: Tsy manaikitra itỳ tandra itỳ ~ Tsy manaikitra tsara ny loko natao tamin' itỳ lamba itỳ Masiaka, sarotiny, tsy azo hatonina: Manaikitra ny lehibenay fa aza mitsiditsidika any am-piasanay any ianao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To bite, to cause pain [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mordre; piquer, faire mal [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Mpanahaka | miketoka ~ manaketoka ~ mikaretoka ~ manakarepoka ~ manakaretoka ~ mamazana ~ manatandra ~ mandramatra ~ mandrambo ~ mandrovitra ~ mandriatra | ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manaikitra io | ||||||||
Fivaditsoratra | manaikitra, manati-kira, miantraika, mitakarina |