|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamazana
Fototeny  2 vazana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manaikitramafy
9 Manery mba hanoka-bava sy nify: Izaho no aoka hamazana an' io zaza io raha tsy mety hisotro fanafody [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  mamazàna
Fototeny  11 vazana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamazana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamazàna, mamazana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15