|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 managadra |
| Fototeny | 2 gadra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mamatotra amin' ny gadra, mampiditra an-tranomaizina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 same as mangadra
[1.2] 10 to put into chains, to imprison [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 mettre aux fers
[1.3, 1.8] 12 attacher [1.3] 13 emprisonner [1.8] |
| Tsipelina hafa | 14 mangadra |
| Teny iditra (2/2) | 15 managadrà |
| Fototeny | 16 gadra |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managadra [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | managadrà, managadra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14 |
|