|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manafoka
Fototeny  2 foka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamazivazy, mananihany: Notenenin-drainy Ikoto sy ny namany nanafòka an' ilay Rangahy sola be
9 Manaratsy, manivaiva: Aza manafòka ny entam-barotr' olona [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  manafokà
Fototeny  11 foka
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manafoka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 fanakamo, manafoka, manafokà, 14 manakofa, 15 mañofaka, 16 manokafa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07