|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manafintohina
Fototeny  2 tafintohina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay mahatezitra: Manafintohina mihitsy io zaza io
9 Manao toetra tsy mendrika kamitarika ny hafa hanao toy izany: Loza ho an' izay manafintohina ny zaza madinika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to trip; to give offense [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 faire broncher, faire trébucher, faire faire un faux pas
12 scandaliser, irriter [1.3]
13 faire broncher; scandaliser [1.8]
Ohatra  14  Tsy sahy anefa, sao manafintohina olona. [2.4#]
15  Tsy hanao fitafiana elatr' angidina manafintohina. [1.262#]
16  Tsy mahalala tsy tiana fa misisitsisika manafintohina. [2.643#]

Teny iditra (2/2) 17  manafintohìna
Fototeny  18 tafintohina
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manafintohina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manafintohìna, manafintohina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14