|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manadangana
Fototeny  2 dangana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manondrotra avo: Mazàna ny tsy fisian' ny zavatra hovidina no manadangana ny vidim-piainana [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  manadangàna
Fototeny  10 dangana
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadangana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manadangàna, manadangana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13