|
|
|
|

Teny iditra 1  mampihomehy
Fototeny  2 homehy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to cause laughter; laughable [1.7]
8 ridiculous [1.17]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
9 faire rire; risible, drôle, humoristique [1.8]
10 ridicule [1.9]
11 marrant: Tantara mampihomehy (Histoire marrante) [1.66.fr#601]
Ohatra  12  Inona no mavesa-danja eto : ny mahatsikaiky sa ny mampihomehy? [2.285#]
13  Tapaka mampihomehy mampatahotra fa rambony kely sisa mihantona eo. [2.895#]
14  Tadidiko ilay fiteny tsy mendrika no mampihomehy androahan' ny Sinoa ny ankizy izay miditra ao aminy anefa toa tsy hividy. [2.356#]
Mpanahaka  15  hatsikana, 16  katsikana, 17  mahatsikaiky, 18  mampitokelaka, 19  mampivadika aty, 20  manapa-tsinay

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22