|
|
|
|

Teny iditra 1  mampihodina
Fototeny  2 hodina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#257]
Ohatra  7  manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny Fokontany rehetra ny Kaominina. [4.27#]
8  Arakaraka ny herin' ny fianjeran' ny rano avy amin' ny tohodrano no mampihodina mafy sy haingana ny milina. [2.445#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20