Teny iditra | mampihitsoka (hitsoka) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Enfoncer, faire échouer, engager dans, mettre dans l’embarras, dans un mauvais pas [1.3] | |
Ohatra | Arakaraka ny irosoantsika no mainka koa mampihitsoka antsika ao anatin' ny fandavana ny hahita azy ho vahoaka.
[1.369] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |