Teny iditra hitsoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy fahafahana miala fa mihizina ao anelanelana na ao anatin' ny zavatra [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra hitsoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lalana tery sady lava any ambanin'ny tany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Galerie [1.13]
Sampanteny 

Teny iditra hitsoka (tsoka)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mitsoka
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Ireo mpisorona zanak' i Aarona, no hitsoka ny trompetra; [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22