|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamizaviza
Fototeny  2 vizaviza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 manao tsinontsinona, mamingavinga: Tanora tsy vanona no sahy mamizaviza ny antitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 manquer de respect, mépriser [1.3]

Teny iditra (2/2) 10  mamizavizà
Fototeny  11 vizaviza
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamizaviza [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 mamazivazy, mamizavizà, mamizaviza

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13