|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamizana
Fototeny  2 vizana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manasatra, mahasasatra: Mamizana ahy izany mihaino ny bedibedinareo izany ka lasa aho
9 Mandreraka: Mamizana ity osa mibata entana lava itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to make fatigued, to tire out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 fatiguer, épuiser [1.8]
Tovy hevitra  12 mamizaka

Teny iditra (2/2) 13  mamizàna
Fototeny  14 vizana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamizana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamizana, mamizàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15