|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamingavinga
Fototeny  2 vingavinga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao tsinontsinona, manivaiva, ma nambany, tsy manaja: Aza mamingavinga ray aman-dreny toy izao lahy ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to abuse, disdain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 mépriser, dédaigner [1.8]
Ohatra  11  Tapaho ny lohany fa sahy mamingavinga Andriamanjaka! [2.528#]
12  Tolo-kevitra sady mahatsikaiky no mamingavinga ny Lalàmpanorenana [4.27#]

Teny iditra (2/2) 13  mamingavinga
Fototeny  14 vingavinga
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamingavinga [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mamingavingà, mamingavinga

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14