|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamingana
Fototeny  2 fingana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandavo amin' ny tongotra.: Iza no namingana an-dRabe ianareo
9 Manao ankasomparana: Ny sakaizany ihany no namingana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to trip up, to supplant. [1.2]
Ohatra  11  Ny fitiavana mantsy tsy miraharaha izay mamingana, mampikatso, manakana ny tena izy. [1.369#]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 13  mamingàna
Fototeny  14 fingana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamingana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamingàna, mamingana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15