|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 maminavina |
| Fototeny | 2 vinavina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manombana: Ohatrinona ny volanao very raha naminavina ny fatiantokao ianao?
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to evaluate, to estimate
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 évaluer
[1.8] |
| Ohatra |
11 Bina kosa, mivadibadika tsy mahita tory, maminavina sahady izay hanaovany ny tokantranon' izy sy Ikemba raha afaka herintaona any!
[2.499#]
|
| Teny iditra (2/2) | 12 maminavinà |
| Fototeny | 13 vinavina |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maminavina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | maminavinà, maminavina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|