|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mamilavila
Fototeny  2 vilavila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Tanala] manimba, tsy mampisy asany [1.78]
9 Mampiolana, mampivaona, mampivadika: Ny hafanana no namilavila itỳ hazo
10 Mamozafoza, mamoriporitra, mamiravira [1.1]

Teny iditra (2/3) 11  mamilavila
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Antesaka] manova [1.78]

Teny iditra (3/3) 14  mamilavilà
Fototeny  15 vilavila
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamilavila [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamilavilà, mamilavila

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06