|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamikina
Fototeny  2 vikina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihoatra, mandingana, mandika: Toa tsy afaka mamikina tatatra akory ianao izany lahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to jump over something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 sauter par-dessus [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  mamikìna
Fototeny  12 vikina
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamikina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamikìna, mamikina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14