|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamikavika
Fototeny  2 vikavika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao zaitra tsy mbola tena izy fa zojòtra fotsiny; manjojòtra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to tack or baste with large stitches [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 faufiler [1.8]
Ohatra  11  Efa sasatra sy torovan' ny fiakara-mideza sy ny ala novakina, nefa feno fanantenana tsy mety kivy, ka mamikavika ny dia miankandrefana. [2.499#]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mamikavika

Teny iditra (2/2) 13  mamikavikà
Fototeny  14 vikavika
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamikavika [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mamakivaky, mamikavikà, mamikavika

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13