|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mambomba
Fototeny  2 bomba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandrakotra (filaza ny reny misakobona ny zanany ao anaty lamba, eo am-pofoany), manarona: Mambomba ny zanany ao anaty lamba Rasoa fa mangatsiaka ny andro [1.1]
9 ny tena hevitry ny hoe mambomba dia mandrakotra amin'ny ila lamba itafiana [2.314]
Fanazavàna teny anglisy  10 to cover, as a hen covers her chickens. see manomba [omba] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 couvrir [1.3]
Ohatra  12  tahaka ny afo, ka izay mambomba azy no may; [2.346#9]
13  Nefa ny tena fotony dia ny kolotsaina mambomba azy. [2.606#]
Tovy hevitra  14 manomba

Teny iditra (2/2) 15  mambombà
Fototeny  16 bomba
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambomba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mambombà, mambomba

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15