Teny iditra |
mambaka
(baka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | To diverge so as to form an angle, to diverge in undue proportion. [1.2]
|
| [Provincial]
To make diverge [1.2]
|
Ohatra | Tsy maintsy vita tsianjery madio tsara ireo teny ireo, fa ho entina mambaka ny fanafody amin' ny andro hanaovana ny raharaha maha ombiasa, rehefa vita fianarana.
[1.353]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mambaka |
Ny lasa : |
nambaka |
Ny hoavy : |
hambaka |
Filaza mandidy : |
mambakà |
|
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
mambakà
(baka)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambaka
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|