|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamarafara
Fototeny  2 farafara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao teny ierana ifanaovana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to declare beforehand, to foretell, to warn, to caution. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 poser les préliminaires, les conditions préalables, donner des instructions [1.3]
Ohatra  11  Fa hoy aho mamarafara: tandremo ange fa hatrizay nidiran' ny fahaizan-tsamihafa sy ny fivavahana kristianina tao an-tsaina amam-pon' ny Malagasy izay, dia maro ny hevi-baovao tafatsofoka tamin'ireo tenin-drazana tranainy. [2.296#]

Teny iditra (2/2) 12  mamarafarà
Fototeny  13 farafara
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamarafara [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamarafara, mamarafarà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13