|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamakafaka |
| Fototeny | 2 fakafaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manontany mba hamotopototra; mandinika; manadihady
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to examine closely
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 examiner de près, faire une enquête
[1.8] |
| Ohatra |
11 O ry foko koa injao fa mamakafaka ny alina!
[1.279#]
12 Dombo satria tsy afaka mivelatra na mamakafaka zavatra. [1.317#] |
| Teny iditra (2/2) | 13 mamakafakà |
| Fototeny | 14 fakafaka |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamakafaka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mamakafakà, mamakafaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14 |
|