Teny iditra malina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitsinjo ny ho avy ka misoroka ny loza na fahavoazana mety hihatra: Lehilahy malina Rakoto ka mitondra elo izy isaky ny ny mivoaka raha fahavaratra
Mitandrina fatratra: Aoka ho malina amin' ny teny sy ny ataonao ianao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sober, prudent, circumspect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sobre, prudent [1.8]
Haiendriteny 
Filaza mandidy : malìna
Sampanteny 
 
Ohabolana 

Teny iditra malìna (malina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao malina [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Soyez prudent [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31