Teny iditra | mainka | ||
Sokajin-teny | tambinteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza ny hevitra hoe: "hanao ahoana re raha toa ka..., ho bebe kokoa indray raha toa ka...": Antoandro ara mangatsiaka, ha mainka fa alina [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | All the more; rather, especially (distinguish from maika) [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | à plus forte raison, encore plus (à distinguer de maika) [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | ankamy, kimana, mainka, manaky, manika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |