Teny iditra |
kobaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanetsiketsehana rano na zavatra ao anaty rano Fanasokana ny lamba na zavatra hafa ao anaty rano mba hanadiovana azy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Agitation d'un liquide, d’une chose gluante ou d’un objet remué dans un liquide [1.3]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
kobaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Manière de jouer au fanorona en poussant le pion du milieu
[1.3]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Kobaka
|
Singan-teny | kobaka |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Mahaleo |
Fanonta printy | 1992. Song by Mahaleo, translated by Hanta Rideout..
|
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
Lahatsoratra |
|
|