Teny iditra kabary tsy efa
Singan-teny kabary ; tsy ; efa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Raharaha tsy misy fiafarany, mitarozaka hatrany hatrany, -- raharaha manahirana tsy vita mora foana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Affaire sans fin, une grosse affaire [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01