Teny iditra |
jejo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fatra-panao fihetsehana tsy maotina hanintona ny mason' ny olona langa hijery azy: Vehivavy jejo tsy misy toa azy Ikala anona iny Pelipelika, tia haingo fatratra, kasikasy, maivan-doha: Jejo erỳ i Saholy amin' iny akanjo vaony iny. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Wanton, licentious [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Lascif [1.3, 1.8]
|
| Qui a la tête légère, folâtre, sémillant, libre dans ses allures [1.3]
|
Ohatra |
1 | entin'ny olona jejo mihaingo.
[2.314]
|
2 | Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero.
[1.299]
|
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
jifa ~
pilaka ~
jefy ~
jefitra ~
jila ~
tefitra ~
langa ~
maola ~
malanga |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
jejo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Tanin'afo, tifonoana [1.78]
|
Tovy hevitra | |
|