Teny iditra | isa fa tsy roa | |
Singan-teny | isa ; fa ; tsy ; roa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Incomparable, unique, sans égal [1.3] | |
Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415] | ||
Tovy hevitra | tsy manam-paharoa | |
Tsipelina hafa | isafatsiroa ~ safatsiroa | |
Fivaditsoratra | isafatsiroa, isa fa tsy roa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23 |