Teny iditra | hatenda (tenda) | ||
Sokajin-teny | tambinteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Hatreo amin' ny tenda ny halaliny na ny haavony [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Up to the neck [1.2] | ||
Fanazavàna teny malagasy | Il y a de l' eau jusqu'à la gorge [1.10] | ||
Ohatra | Tsaroako ny tenin' Itsimandrava nilaza ny nandetehana azy tamin' ny rano hatenda.
[2.643] | ||
Voambolana | Toerana | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hatenda io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30 |